Skip to content
HeyJared

AriraVavy

Tonga soa eto amin'ny AriraVavy:podcast malagasy hanomezana sehatra ny tontolo manodidina ny maha vehivavy sy maha reny. Ny vehivavy tsirairay dia manana tantara azo zaraina. Ndao ary hiaraka amiko, Rasoa, amin'ity sehatra vaovao ity. Mihainoa finaritra o!

Podcast · By Rasoa · Malagasy · Official site

Indexed episodes, last 90 days
3
Latest publication
Sep 15, 2026
Audience
Checking…
Earliest in this view
Jul 15, 2026

Latest episodes

  1. Episode · Sep 15, 2026

    S 4 Ep # 2: Najaina Tovohasimbavaka : Ny fomba handresena ny fandavana sy ny fahasahiranana amin'ny tontolon'ny asa / Comment surmonter les échecs et valoriser ses compétences / (opens the original)

    Episode notes

    Read excerpt

    MG : Ity fandaharana vaovao ity dia miresaka momba ny fandaharan'asa ho an'ny tanora, ny fahaizana ilaina amin'ny fitadiavana asa, ary ny paikady amin'ny fampiasana ny tambajotra sosialy amin'ny fandraisana mpiasa miaraka amin'ny Najaina Tovohasimbavaka. Hevitra maro no nivohitra tao anatin'ny resadresaka toy ny : Fandaharan'asa ho an'ny tanora sy fahaiza-manao : Ny lanjan'ny "soft skills" sy "hard skills" amin'ny fitadiavana asa , ary ny maha zava-dehibe ny tsy hanajanonana izany amin'ny fandra

  2. Episode · Aug 11, 2026

    S 4 Ep # 1: Fampiroboroboana ny teny Malagasy sy kolontsaina mankany amin’ny fivoarana. / Promouvoir la langue et la culture malagasy pour le développement. (opens the original)

    Episode notes

    Read excerpt

    MG : Amin'ity fizarana ity dia mandray an’i Voniary isika. Topazantsika maso ny niandohany tamin'ny taona 2016, izay nanosika azy hanaitra ny hambom-pon'ny Malagasy sy hanefy ilay antsoina hoe "toe-tsaina mpandresy" mba hireharehana amin'ny tany, ny teny ary ny tantara. Miresaka momba ireo hetsika nataony eo amin'ny fampiroboroboana ny teny Malagasy ihany koa isika, toy ny "Teny Gasy 2.0", ary ireo fampiofanana sy fifaninana nanomboka tamin'ny 2019. Hodinihintsika ny fanamby amin'ny fampianarana

  3. Episode · Jul 15, 2026

    S 3 Ep # 8: Fahaiza-mamorona, Fahasalamana ara-tsaina ary ny maha-vehivavy ankehitriny./ Créativité, Santé mentale et l'Art de se réinventer. (opens the original)

    Episode notes

    Read excerpt

    MG: Ao anatin'ity fizarana vaovao amin'ny saison Entre-nous ity, dia hiaraka hahafantatra bebe kokoa an'ilay andriambavilanitra ao ambadik'ireo anarana hoe Loilufy sy Minimialista isika. Maro ny resaka novelabelarina ary anisan'izany : Ny maha-izy ny tena : Niresaka malalaka momba ny fahatsapany ho "neurodivergente" izy, ireo dona (trauma), ary ny fomba niatrehany ny fahasahiranana teo amin'ny rafi-pampianarana noho izay . Fahaiza-mamorona sy fahasalamana ara-tsaina : Nodinihinay ny rohy akaiky

Publishing over time

Last 90 days. Choose a month to open its work.

Recurring subjects

Named in the text we hold. One piece can cover several.

Not enough subject data for this period yet.

Audience

No verified audience measurement yet.

About this data

Counts cover the work we have indexed. Tone needs enough text and a confident classification. Excerpts and episode notes are not full articles or transcripts.

Identity or attribution wrong? Suggest a correction.

See coverage about AriraVavy